|
|
|
|

Entrée1 Tompomenakely
Mots élémentaires  2tompo, 3mena, 4kely
Partie du discours  5 nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  6 Andriana napetraky ny mpanjaka amin' ny menakely na tany tsy iadidiany mivantana [1.1]
7 olona nitokisan'ny mpanjaka nomeny fahefana hiadidy faritra iray [1.13]
Explications en français  8 suzerain, seigneur féodal [1.13]
Vocabulaire  9 Politique

Mis à jour le 2025/10/11