Entrée aby
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   avy, rehetra [Antemoro, Bara, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   rehetra [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   isany, daholo, rehetra: Añay aby (Izahay rehetra Izao abiaby izao: Izao tontolo izao) [Betsileo] [Rakotosaona 1972]
   manontolo, rehetra: Enteko ho ahy aby vao ty raha toy, [Tandroy] [Rakotosaona 1972]
   teny fahita indrindra amin' ny fitenimpa [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   All, the whole, every one, each. See avy. The letter b frequently takes the place of v in the provinces. [Provincial] [Richardson 1885]
   all [Provincial] [Hallanger 1973]
Traduction française   Mot venant des provinces; peu usité en hova, et employé dans le sens de rehetra, avy, tous: Tonga izy aby (Ils sont tous arrivés) ~ Andriana aby (Tous sont nobles) [Abinal 1888]
   jiaby [Tankarana] [David 1952 (takila J)]
   tous [Provincial] [Hallanger 1974]
Dérivations  
Synonymes   abiaby
Mots composés, titres, noms  

Entrée Aby
Partie du discours   nom propre (biblique) [liste]
Définition malgache   [Baiboly]
Traduction anglaise   Abi [Baiboly]
Traduction française   Abiyya [Baiboly]
Exemples   Ary ny anaran-dreniny dia Aby, zanakavavin'i Zakaria. [Baiboly: 12:018:002/2 Mpanjaka 18:2..]
Vocabulaire  
Autres orthographes  
Citations  
Articles  

Mis à jour le 2017/03/10