Entrée adalo be ranomaso (adalo, be, rano, maso)
Partie du discours expression
Définition malgache anarana ilazan' ny olona ny volana adalo, izay voalaza ho be rivotra sy orana, ka ny vintan' ny zaza teraka amin' io dia vintan' olona malahelohelo lava [Rajemisa 1985]
Définition française Le destin des pleurs [Abinal 1888]

2013/09/08