Entrée adona (dona)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Entina mandona: Ilay vodihazo no nadonany ny loha iakana
¶ Atao midona, mipoka, mipaika: Nadonany tamin' ny tamboho ny fiara raha nanao dia miverina izy [Rajemisa 1985]
Morphologie  
adona
adonako
adonanao
adonany
adonantsika
adonanay
adonanareo
adonan'
adonan-
adonam-
adona-
nadona
nadonako
nadonanao
nadonany
nadonantsika
nadonanay
nadonanareo
nadonan'
nadonan-
nadonam-
nadona-
hadona
hadonako
hadonanao
hadonany
hadonantsika
hadonanay
hadonanareo
hadonan'
hadonan-
hadonam-
hadona-
adonao

Entrée Adona
Partie du discours   nom propre (biblique) [liste]
Définition malgache   Adona, Adana [Baiboly]
Traduction anglaise   Addan, Addon [Baiboly]
Traduction française   Addân, Addôn [Baiboly]
Exemples   Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy Adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin'ny Isiraely na tsia, izy): [Baiboly: 16:007:061/Nehemia 7:61..]
Vocabulaire  
Autres orthographes  
Citations  
Articles  

Mis à jour le 2015/09/07