Entrée afa-doza (afaka, loza)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza olona efa teo ambavahoanan' ny loza nefa afaka soa aman-tsara; voavonjy soa aman-tsara tamin' ny loza saiky nahavoa ny tena [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [loza, calamity, danger.] Free from pain or trouble, released from danger, rescued from an impending calamity. [Richardson 1885]
Synonymes afa-paty
Citations 

2011/02/18