Entrée afa-jaza (afaka, zaza)
Partie du discours   expression
Définition malgache   niteraka zaza izay mbola tsy ampy andro ka maty (raha latsaka ny enimbolana an-kibo ilay zaza, dia atao hoe vaky manta no filaza an-dreniny afa-jaza) [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   [zaza, a child.] Used of abortion or miscarriage. [Richardson 1885]
   having a miscarriage [Hallanger 1973]
Traduction française   ayant avorté [Hallanger 1974]
Citations  

Mis à jour le 2009/12/10