Entrée afa-nenina (afaka, nenina)
Partie du discours expression
Définition malgache nahavita izay rehetra azo atao na tokony hatao, nanao izay rehetra azo natao ka tsy manenina intsony aty aoriana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [nenina, regret, or remorse.] Free from regret; without painful recollections of having been neglectful of one's duty. See ala-nenina. [Richardson 1885]
Citations 

2010/09/01