Entrée afara (fara)
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   aoriana [Antambahoaka, Antemoro, Antesaka, Betsileo, Betsimisaraka, Sihanaka, Tanala, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   aoriana, manaraka [Bara] [Rakotosaona 1972]
   aoriana, ho avy, manaraka: Afara ao ty zoke-o fa mboe mandiñe vola / Toboha afara ao avao rehe [Tandroy] [Rakotosaona 1972]
   Aoriana: Ianao mandehana avy ao afara [Rajemisa 1985]
Traduction française   [Rajaonarimanana 1995]
Exemples  
1Nandre feo avy ao afarany ilay olona ka nitodika. [Andraina: I Vola, page 74]
2fa alaovy be ny maso miherika ny aloha miherika ny afara [Callet: Tantara, page 1006]
3fa injao henoko feom-panitso voadona sy voakapokapoka, ary feon' omby maromaro mimà ao afarako ao. [Andraina: I Vola, page 139]
Morphologie  
afara
afarako
afaranao
afarany
afarantsika
afaranay
afaranareo
afaran'
afaran-
afaram-
Synonymes   añafara

Entrée afara
Partie du discours   préposition [liste]
Définition malgache   rehefa avy eo [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
Synonymes   afarana

Mis à jour le 2015/02/20