Entrée afonanahary (afo, nanahary)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Afonangatra na afondolo betsaka izay hita toa mirefarefa amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Traduction française   feu follet [Abinal 1888]
Synonymes   afonangatra ~ afondolo ~ afon' ny matoatoa

Mis à jour le 2015/01/18