Entrée afonangatra (afo, angatra)
Partie du discours nom
Définition malgache Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo [Rajemisa 1985]
Définition française feu follet [Abinal 1888]
Exemples Afonangatra izany, ka tsy hita izay niandohany [Callet: Tantara, page 647]
Vocabulaire 
Synonymes afondolo ~ afonanahary ~ afon' ny matoatoa
Mots composés, titres, noms 

2015/01/19