Entrée afovato (afo, vato)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazana vato miteraka tselatselatr' afo [...]
Mitovy hevitra: vatoafo ~ vatofalia [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   A firestone used as a flint. [Richardson 1885]
Exemples   Kandrefa indro ny vanja sy ny bala sy ny afovato: omeko anareo, fa andrao tsy ampy ny fiadiana ka mitsanga-menatra. [Rahajarizafy: Kabary, page 145]
Citations  
Articles  

Mis à jour le 2016/03/07