|
|
|
|

Entrée1 ahatsiarovana
Radical  2tsiaro
Partie du discours  3 verbe relatif
Explications en malgache  4 [1.1]
Exemples  5 Tsapan'ny ankizy ombieny ombieny ny faharahiranana mihatra aminy, ka ahatsiarovany ny fahakambotiany [2.470]
6 Tsy vitan'ny ao an-trano sy amin'ny fiaraha-monina ao an-tanana no ahatsiarovanay maharary amin'ny fahatranay, fa hatrany an-tsekoly [2.472]
7 Zavatra sarotra hazavaina izany, fa dia misy fotsiny izao fotoana ahatsiarovanao ny tenanao ho voateritery sy sempotsempotra rahefa tsy mahita faravodilanitra tsy manam-petra eny amin'ny manjepizepy ianao [2.471]
Morphologie 
8 Présent :
9 Passé :
10 Futur :
11 Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12