Entrée nahoana
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Enti-manontany 1) Ny antony mahatonga zavatra iray: Nahoana no tsy mety maty ny fanahy? 2) Ny antony anaovan-javatra iray: Nahoana no tsy niteny ianao raha nanontanian' ny mpampianatra? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise see ahoana [Richardson 1885]
 why? [Hallanger 1973]
Définition française pourquoi? [Hallanger 1974]
Analogues  ahoana
Exemples 
1Nahoana izany no tsy tonga aty amintsika ? [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Nahoana ianao no mandositra ahy ? [Andriamalala: Ranomasina]
3Valo andro ny ahy no tapaka, hoy izy, ka nahoana no ireto ihany no omenao ahy ? [Andraina: Mitaraina]

2012/08/09