Entrée aila (ila)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Ivarotana ampahany na antsasany: Toa tsy amidin-dRabe daholo, hono, ity taniny ity fa ailany fotsiny
¶ Atokana: Ailao ireto boky ireto fa hovidiko rahariva [Rajemisa 1985]
Morphologie  
aila
ailako
ailanao
ailany
ailantsika
ailanay
ailanareo
ailan'
ailan-
ailam-
naila
nailako
nailanao
nailany
nailantsika
nailanay
nailanareo
nailan'
nailan-
nailam-
haila
hailako
hailanao
hailany
hailantsika
hailanay
hailanareo
hailan'
hailan-
hailam-
ailao

Mis à jour le 2010/05/14