Entrée akoho amam-borona (akoho, amana, vorona)
Partie du discours   expression
Définition malgache   fitambaran'ny karazam-borona fiompy [SLP: Voambolana]
Traduction française   volaille [SLP: Voambolana]
Exemples   Naneno sy nigagaka tamin' izay ny akoho amam-borona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 58]
Vocabulaire  
Citations  

Mis à jour le 2013/10/18