Entrée alika
Partie du discours   nom
Définition malgache   Biby fiompy mampinono, mpihina-nofo, avo dia, lehibe noho ny saka, lava sofina sy vava, ary somary lava vatana kokoa (amin' ny ankamaroany, satria maro karazana ny alika). Ny feon' alika dia atao hoe vovò na mivovò; indraindray izy mivovò na mitaraindraina lavareny mandritra ny alina: mitomany valala no filaza azy amin' izay. Na dia mitovy ihany aza ny nantsoin' ny Ntaolo tamin' ny hoe alika sy amboa, ny hoe amboa dia mihajahaja kokoa taminy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a dog. See also amboa [Richardson 1885]
   a dog [Hallanger 1973]
Traduction française   chien [Abinal 1888, Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Dérivations  
Morphologie  
alika
alikako
alikanao
alikany
alikantsika
alikanay
alikanareo
alikan'
alikan-
alikam-
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Articles  
Analogie   amboa

Entrée alika
Partie du discours   nom
Définition malgache   Olona ratsy toetra na vetaveta tsy mahalala menatra: Alika izany raha zaza. / Tsy alikan' izay zaza izany!. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   Used also in contempt for a human being [Richardson 1885]
Traduction française   cynique [Abinal 1888]
Traduction française   Terme d' injure : se disait de la mauvaise conduite [Veyrières 1913]
Mots composés, titres, noms  

Entrée alika
Partie du discours   nom
Définition malgache   ( alikalika no fampiasa kokoa) Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [Rajemisa 1985]
Traduction française   l'action de se montrer difficile, méticuleux, délicat [Abinal 1888]
Dérivations  
Synonymes   alikalika

Mis à jour le 2017/06/29