Entrée alokaloka (aloka)
Partie du discours nom
Explications en anglais Shade, protection from the sun [1.7]
Explications en français Ombre, abri du soleil. [1.8]
 Pénombre [1.13]
Exemples 
1Nitokelaka izahay roalahy, namonjy alokaloka fa nitanika ny andro. [2.5]
2Ny hatsaran' ny alokalony no antony nàmbolena azy indrindra; [1.38]
3Feno hehy sy korana ny alokaloky ny lavarangana ary nisy aina terý ny vodi-hatafa sy voaniho. [2.499]
4Raha hohosoranareo ho mpanjakanareo tokoa ary aho, dia avia ianareo ka mialofa ato amin'ny alokaloko [2.996]
Morphologie 
Simple : alokaloka, alokaloko, alokalokao, alokalony, alokalotsika, alokalokay, alokalokareo, alokalok', alokalo-, alokaloky
Dérivés 

Entrée alokaloka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsileo] ahiahy [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20