|
|
|
|

Entrée1  Ambatondrazaka
Mots élémentaires  2 vato, 3 ra-, 4 zaka
Partie du discours  5  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Exemples  6  Hita tany ambatondrazaka izany rehetra izany. [2.472#221]
7  ambatondrazaka sy Amparafaravola — ny Sianaka; [2.48#160]
8  Ny filohan’ny Fivondronan' ambatondrazaka sy ny Firaisan' ambatondrazaka I, tamin' izany fotoana izany, no sady niavian' ny hevitra no nitarika ny fanatanterahana ny natao amin' ny lafiny rehetra. [2.576#6]
Vocabulaire  9  Géographie: agglomérations

Mis à jour le 2026/02/26