|
|
|
|

Entrée 1  ampandriana
Radical  2 andry
Partie du discours  3  verbe relatif
Explications en français  [1.3#41]
Exemples  4  ampandriana tsara ny mara-ry dia rakofana lamba mafa-na izy. [2.445#103]
5  Akory ny hagaganay fa nihanafana i Manana, nitombo harerahana, ary nandoa sy nivalana tao ampandriana tao. [2.472#95]
6  avy eo, manendy ny ranondresy amin' ny vilany madinika maromaro ambaram-pivadiny ho siramamy azo ampandriana amin' ny lasitra. [2.470#33]
7  Taloha kely, hoy Zaka somary nisondrotra teo ampandriana hiarina, dia noheverin' ise ho ny fahitako an' i Noro teo amin' ilay toerana, tahaka ny tamin' ny anganon' ise no nitiavako azy. [2.5#56]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Mis à jour le 2026/02/26