Entrée am-po tsy miloaka (any, fo, tsy, loaka)
Partie du discours   expression
Traduction anglaise   in one's secret thoughts [Hallanger 1973]
Traduction française   dans son fort intérieur [Hallanger 1974]
Exemples   Tsy fantatra raha nifankalala ny tany am-po tsy miloaka izy na tsia. [Andraina: Mitaraina, page 234]
lasa tokoa ianao Ravokatra, lehilahy nampiadana anay mianakavy kely" hoy ny vetsovetsony am-po tsy miloaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 119]

Mis à jour le 2015/03/07