Entrée anakampo (anaka, fo)
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Any anaty any ihany fa tsy miseho etỳ [...]
Mitovy hevitra: anakantsaina [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   [anaka (?), fo, the heart.] Within one's self, in one's mind, kept within one's own thoughts. [Richardson 1885]
   in one's mind [Hallanger 1973]
Traduction française   dans son coeur, en soi-même [Hallanger 1974]
Traduction italienne   in cuore [Profita 1969]
Exemples   Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [Andraina: I Vola, page 7]
hoy Ratsima, miteny anakampo, mampandry eritreritra sy manala heloka ny tenany. [Andraina: Mitaraina, page 151]
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2015/09/19