Entrée Andriarimalala René
Partie du discours   nom propre (anthroponyme) [liste]
Définition malgache   Andriarimalala René ( Ener-Lalandy) [3.1]
   Andriarimalala - izay fantatra indrindra koa amin'ny anarana indrana hoe ener-lalandy - dia mpanao tononkalo sy mpanoratra tantara indray miseho maro mpankafy. Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa, araka ilay oha-teny latinina hoe: " Castigat ridendo mores" (ahi-tsiny amin'ny hehy ny fomba fiaina). [Rajemisa: Fiteny 4 page 19]
Vocabulaire  
Ouvrages littéraires   Ener-Lalandy: Aoka ihany
Ener-Lalandy: Mampihomehy fa marina
Ary hitako (tononkalo)
Dona-tsetroka (tononkalo)
Mpiandry omby (tononkalo)

Mis à jour le 2017/06/20