Entrée androany (andro, any)
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   mpamaritra matoanteny enti-milaza ny tapany efa lasa amin' ny andro itenenana: Nianatra aljebra izahay androany. (Diso ny hoe: Hianatra aljebra izahay androany; anio no tokony hampiasaina eo [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   (andro any) The past part of the day. [Richardson 1885]
   today (past tense) [Hallanger 1973]
Traduction française   aujourd'hui (temps passé) [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Analogie   anio

Mis à jour le 2009/11/18