|
|
|
|

Entrée (1/4) 1  anio
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3 Enti-milaza ny fotoana tsy mbola nodiavina amin' ny andro itenenana: Hitsangantsangana any antsaha izahay anio
4 (Ny enti-milaza ny fotoana efa nodiavina kosa dia androany: Nitsangantsangana tany an-tsaha izahay androany) [1.1]
Explications en anglais  5 the part of the day to come. To-day. [1.2]
6 today (future tense) [1.7]
Explications en français  7 [Antesaka] aujourd'hui (partie du jour non écoulée) [1.82]
8 aujourd'hui (temps futur) [1.8]
Analogues  9  androany
Combinaisons  10  7 expressions, toponymes, etc... avec ce mot
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/4) 12  anio
Radical  13 any
Partie du discours  14  impératif du verbe passif anina [Liste complète]

Entrée (3/4) 15  anio
Partie du discours  16  impératif du verbe passif any [Liste complète]
Explications en malgache  17 [Antesaka] ataovy [1.78]
Explications en français  [1.82]

Entrée (4/4) 18  an' io
Mots élémentaires  19 any, 20 io
Partie du discours  21  locution
Exemples  22  Mba te-handresy an' io ve hianao, anaka? [2.499#30]
23  Sambasamba mba nisy an' io fanagiazana io [4.27]

Anagrammes  an' io, anio, 24 anoy, 25 iano, iaño, 26 iñao, inao, 27 iôna, Iona

Mis à jour le 2026/03/07