Entrée angamba
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisala [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   see angaha [Richardson 1885]
Exemples   Ary angamba talohan'izay nahitanao azy no nahitako azy. [Rajohanesa: Kintana]
Zanakao daholo angamba ireto, raha tsy diso aho, Ramatoa? [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 89]
Angamba aza, amin' izay fotoana izay, izaho no olombelona ho halanao indrindra... [Andriamalala: Ranomasina, page 26]
Dérivations  

Mis à jour le 2012/10/22