Entrée anilany (any, ila, -ny)
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   akaiky: eo anilan' ny tranonay [Rajemisa 1985]
Définition française   à côté, d'un côté [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Autres orthographes  

Entrée anilany (any, ila, -ny)
Partie du discours   préposition [liste]
Définition malgache   Ny anankiray amin' ny zavatra na olona roa tonta (mifamaly amin' ny andaniny: Ny anilany manaiky, ny andaniny anefa mandà [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   same as mifanila [Richardson 1885]

2015/03/22