Entrée ankilany (any, ila, -ny)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache akaiky: eto ankilanao aho no hipetraka [Rajemisa 1985]
Définition française à côté, d'un côté [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Autres orthographes 

Entrée ankilany (any, ila, -ny)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache  [Sihanaka] anila, akaiky [Rakotosaona 1972]
 ¶ Enti-milaza antokon'olona na lafin-kevitra iray mifamaly amin'ny iray hafa izay atao hoe an-daniny: Ny mpihira etsy an-kilany, ny mpandihy etsy an-daniny ~ Nizara roa ny olona nanatrika teo: ireo nilaza fa tsy tsara ny manaraka fotsiny ny be sy ny maro, an-kilany, ary ireo nilaza fa tokony hanao ohatra ny olona rehetra, an-daniny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise on the one hand; one party as over against the other; cf. andaniny [Hallanger 1973]
Définition française d'une part; l'une des parties; cf. andaniny [Hallanger 1974]
Synonymes ankila ~ anilany
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 

2015/03/22