Entrée añindambo
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan-drivotra miendrika tadio kely manao faribolana tokony ho efatra metatra ny savaivony, ka rava na simba da holo ny zavatra amin' io faritra io; ataon' ny olona koa hoe aninangatra [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes añinangatra
Analogues  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

2012/10/22