Entrée sobe
Partie du discours nom
Définition malgache Rivotra mitsoka tampoka eny ampovoan-dranomasina na eny ampovoan-drenirano miteraka ranomody lalina mety hampidi-doza ny lakana sendra voahodidina ao anatiny [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Analogues  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

2009/02/23