Entrée añina
Partie du discours   nom
Définition malgache   rivotra [Antemoro, Bezanozano, Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   rivotra malemy [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
   Rivotra mitsoka amin' ny faritra amoron-dranomasina. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   breeze, wind. (Prov.) [Mal. angin.] [Richardson 1885]
Vocabulaire  
Analogie   alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ anim-balaka ~ anim-balala ~ anim-baratra ~ animbato ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

Entrée anina (any)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   atao [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
Traduction anglaise   to be prepared, as yarn for the loom. [Richardson 1885]
Morphologie  
anina
aniko
aninao
aniny
anintsika
aninay
aninareo
anin'
anin-
anim-
ani-
nanina
naniko
naninao
naniny
nanintsika
naninay
naninareo
nanin'
nanin-
nanim-
nani-
hanina
haniko
haninao
haniny
hanintsika
haninay
haninareo
hanin'
hanin-
hanim-
hani-
anio

Entrée anina
Partie du discours   nom
Définition malgache   enti-milaza fiatoana, fijanonana fa afa-po; fitsaharana tsy mandroso intsony [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   See onona, tony. [Richardson 1885]
Traduction française   halte, arrêt, cessation, repos, action de se contenter de [Abinal 1888]
Dérivations  

Entrée an~ina
Partie du discours   circumfixe [Mots avec an~ina]

Mis à jour le 2017/06/30