| Entrée | 1 ankihibe |
| Mots élémentaires | 2 ankihy, 3 be |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en anglais |
5 the thumb [1.7] |
| Explications en français |
6 le pouce [1.8] |
| Exemples |
7 Fa hoy kosa ny ankihibe : "Hihatakataka aho fa olon-dehibe".
[2.69#179]
8 ny manarakaraka sy ny fanondro no fohy dia botrin' ny sain-dratsiny, ary ny ankihibe sy ny tondro ampovoany no lava sy lehibe dia noho ny hamarinany. [2.69#] |
| Vocabulaire | 9 Biologie |
| Autres orthographes | 10 ankibe |
| Analogues | 11 ankihibentanana |
| Holonyme |
|
| Co-méronymes |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|