| Entrée (1/2) | 1 fanondro |
| Radical | 2 tondro |
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
4 Fomba entina manondro, manoro amin' ny tanana Azo tondroina: Tsy mba fanondro ny fasana, hoy ny Ntaolo [1.1] |
| Entrée (2/2) | 5 fanondro |
| Partie du discours | 6 nom |
| Explications en malgache |
7 Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe: Iza ary no lava, ny fanondro sa ny manarapoana? [1.1] |
| Explications en anglais |
8 The index finger; lit. the pointer. [1.2] |
| Explications en français |
9 l'index [1.3] |
| Exemples |
10 anefa mijoro teo ihany, nanalava tenda na nanilika azy tamin'ny fanondro miangentsana
[1.281]
11 ilay olona manompa no manatsofoka ny ankihibehiny eo anelanelan' ny fanondrony|fanondro sy ny fanondrony|fanondro adalany [1.519] |
| Tous les mots composés | 12 3 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 13 Biologie |
| Holonyme |
|
| Co-méronymes |
|
| Anagrammes | 21 fanondro, 22 fondrano |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|