| Entrée | 1 rantsan-tanana |
| Mots élémentaires | 2 rantsana, 3 tanana |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 [rantsanTAnana]
Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely ireo rantsana folo amin' ny tanana [1.1] |
| Explications en anglais |
6 the fingers [1.2, 1.7] |
| Explications en français |
7 les doigts [1.8] 8 doigt [1.13] |
| Exemples |
9 Ny vahiny sendra nandalo moa dia azo isaina amin' ny rantsantanana.
[2.445#]
10 voavakivakiny madinika toy ny rantsantanana koa ny falafa anankiray tao amin' ny gorodona tao. [2.357#] |
| Vocabulaire | 11 Biologie |
| Analogues | 12 rantsantongotra |
| Holonyme |
|
| Méronymes |
|
| Co-méronymes |
|
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|