Entrée antoandrobe
Mots élémentaires antoandro ; be
Partie du discours nom
Explications en malgache Efa tena antoandro ny andro (9-10 ora) [1.1]
Explications en français Grand jour : de huit à dix heures du matin [2.415]
Exemples 
1Efa antoandrobe ny andro tamin' izany, ka efa ambony ny masoandro [2.324]
2Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [2.332]
Vocabulaire 
Synonymes antoandrobenanahary
Mots composés 

Mis à jour le 2023/12/24