|
|
|
|

Entrée1 antoandrobenanahary
Mots élémentaires  2antoandro, 3be, 4Nanahary
Partie du discours  5 nom
Explications en malgache  6efa tena antoandrobe ny andro ka mibahaka aoka izany ny masoandro (11-12 ora). [1.1]
Explications en anglais  7daytime, the middle of the day. [1.7]
Explications en français  8Grand jour : de huit à dix heures du matin. [2.415#6546]
9le grand jour. [1.8]
Exemples  10 Fa mazava toy ny antoandrobenanahary ao ambany rehetra ao. [2.356#]
11 Aiza ianao hahita vara-maina amin'izao antoandrobenanahary tsy oran-tsy inona' izao, hoy Rainimiadamanana avy ao Ambohitraivo. [2.588#]
Vocabulaire  12 Temps
Synonymes  13antoandrobe

Mis à jour le 2025/10/11