Entrée antomo-dava ohatra ny andro fandroana (tomotra, lava, ohatra, andro)
Partie du discours   expression
Définition malgache   enti-milaza andro iray malaza na mahafinaritra ao anatin' ny taona ka eritreretina foana, fa lasa ny eo dia ny manaraka indray no heverina hany ka toa akaiky foana no fiheverana azy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2009/11/07