Entrée antsipiriany (any, tsipiria)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Ny andinindinin-javatra na fizarazarany madinika: Tantarao amin' ny an-tsipiriany daholo ny zava-niseho tao an-tsekolinareo [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise in all its details [Hallanger 1973]
Traduction française en détail [Hallanger 1974]
Autres orthographes 
Exemples 
1Miditra an-tsipiriany, hoatra ny vakan'ny talaotra [Rinara 1974]
2Tsy hiditra amin'ny antsipiriany isika fa ny niaraha-nahita no hambara [Andriamalala: Fanagasiana]
Citations 

Mis à jour le 2021/01/14