Entrée antsiraka (tsiraka)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache [ an-tsiraka ] Amoron-dranomasina: Monina any an-tsiraka efa ho telo taona mahery izy izao [1.1]
Explications en anglais In the coastal regions [1.7]
Explications en français Dans les régions côtières [1.8]
Exemples Fantany ankehitriny ny mahatonga azy ho fifaliana, fa toy ny hitan' ny masony ny avelon' ireo nila ravin' ahitra taty antsiraka kanjo lavo teo an-tany fiadiana. [2.5]
Dérivés 

Mis à jour le 2024/03/10