|
|
|
|

Entrée1  tantsiraka
Partie du discours  2  nom
Radical  3  antsiraka
Tous les mots composés 
Explications en français  6  [1.5] habitants de la côte
Exemples  7  [2.471] Dia nataon' ireo mpanjaka sy mpitarika ireo izay hahatafiditra ny toaka ao amin' ny fiainan' ny tantsiraka, mba hahamora ny fanambakana sy ny famitahana azy.
8  [2.5] Fahiny, fony mbola nifankahala ny Tanivo sy ny tantsiraka.
Analogues  9  tambany, tanindrana

Anagrammes  10  natratsika, tantsiraka, tarantsika

Mis à jour le 2025/08/10