Entrée (1/2) | 1 antsiva |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] anjombona atao amin'ny akorandriaka [Betsimisaraka]
4 [1.78] anjombona na anjomara fanairana na filazana [Tanala] 5 [1.78] Anjombona [Bara, Tanosy] 6 [1.1] Anjombona vita amin' ny akorandriakan-dranomasina, fampiasan' ny any amorontsiraka indrindra mba hamory fokonolona. Manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno koa ny antsiva amin' ny foko sasany: sambatry ny Antambahoaka, antsan-tromba, baheza... |
Explications en anglais |
7 [1.2] a shell which is blown in following the petty sovereigns in the provinces, or to assemble the people. Same as angaroha, and anjombona. 8 [1.7] a bugle made from a conch shell |
Explications en français |
9 [1.8] cor d'appel fait d'une conque marine |
Exemples |
10 [2.357#] Rahefa izany, dia noraisiny ilay antsiva teny aminy ka notsofiny inefatra toy ny taloha;
|
Morphologie |
|
Vocabulaire | 12 Musique: instruments |
Analogues | 13 anjomara, anjombona, bingona |
Entrée (2/2) | 14 antsiva |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 [1.78] anjomaso [Taimoro]
|
Anagrammes | 17 antsavy, 18 antsiva, 19 vatsina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |