Entrée bingona
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan-javamaneno tsofina avo feo sy karantsana: Mpitsoka bingona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a bugle. [Eng. Bugle.] [Richardson 1885]
 a bugle [Hallanger 1973]
Définition française clairon [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Analogues  anjomara ~ anjombona ~ antsiva
Exemples 
1Vao mandre ny feon' ny bingona izy dia milaza hoe: ndao! [Baiboly: 22.39.25]
2dia notsofina ny bingona, ary nanao porizentra Andriana indray Randriaka. [Rabary: Daty, page 1128]

Mis à jour le 2016/08/26