Entrée anjombona
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaneno tsofina vita amin' ny tandrok' omby na tandrok' omby nampiana volotsangana; ampiasaina toy ny anjomara ihany koa ny anjombona saingy tsy mba mahalasa lavitra loatra ny feony, hany ka atao ho an' ny olona eo antanàna ihany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a shell used as a horn; it is smaller than the angaroha. See angaroha, antsiva. [Richardson 1885]
 a bugle made from a conch shell [Hallanger 1973]
Définition française cor d'appel fait d'une conque marine [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Analogues  anjomara ~ antsiva ~ bingona
Citations 

Mis à jour le 2009/09/01