Entrée anjomara
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaneno iray karazana amin' ny anjombona saingy lava be ny tahony (misy mahatratra roa metatra na mihoatra aza). Hatramin' ny dimy kilometatra tora-tady no andrenesana ny feony raha tsofina eny antendrombohitra izy, ka izany no ampiasana azy amin' ny fiantsoana fokonolona raha misy voina mihatra: hain-trano, dora tanety, tondra-drano, mpangalatra na fahavalo, kabary [1.1]
 Ny anjomara dia zavamanenon' ny Ntaolo natao tamin'ny hazo lavalava poakaty na tamin' ny tandroka ary notsofina toy ny sodina saingy izy lehibebe somary nibobobobo ny feony [2.313]
Explications en anglais A small wind instrument, a flute, or flageolet. [Swa. zomari, a pipe, a clarionet; Ar. azzam ara.] [1.2]
 A bugle sometimes made of bamboo and an ox horn [1.7]
Explications en français Hautbois fait de bambou et de corne [1.8]
Exemples migoigoika ny anjomara; [1.437]
Vocabulaire 
Hypéronyme zavamaneno
Co-hyponymes adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo
Articles 

Mis à jour le 2023/03/19