Entrée | arira | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | Karazan' angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa efa niova be ihany ka tsy azo inoana araka ny tarehy isehoany ankehitriny (ohatra Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano). [Rajemisa 1985] | |||
Traduction anglaise | a legend, a fable [Richardson 1885, Hallanger 1973] | |||
Traduction française | histoire amusante [Rajemisa: Vakoka] | |||
conte, histoire amusante [Hallanger 1974] | ||||
Vocabulaire | Littérature: (en général) | |||
Dérivations |
| |||
Analogues | angano ~ anjabobo ~ anoano ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria | |||
Citations | Textes citant arira Proverbes contenant le mot arira | |||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |