Entrée taria
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] resaka, teny [Rakotosaona 1972]
 Resaka na dinika lavareny: Aza lava taria eo ianao [Rajemisa 1985]
Définition française causerie interminable [Rajemisa: Vakoka]
Dérivations 
Analogues  angano ~ anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty
Exemples Nony nafanafana ny resaka sy taria, dia izao no re hentitra sy miavaka tsara: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 47]
Citations 

2013/11/07