| Entrée | 1 ary saina |
| Mots élémentaires | 2 ary, 3 saina |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 afaka mandinika sy mihevitra ny tokony hatao
[1.1] |
| Explications en anglais |
6 of sound judgement.
[1.2] |
| Exemples |
7 Vao ary saina kely foana aho dia fantatro fa mahantra izahay
[2.472]
|
| Synonymes | 8 vory saina |
| Anagrammes | ary saina, 9 Asiriana, 10 Asyriana, 11 iraisana, 12 isariana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|