|
|
|
|

Entrée1  atao vary raraka
Mots élémentaires  2 atao, 3 vary, 4 raraka
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 ilazana ny teny misesy mifampitohitohy tsy misy fiatoana (na teny tsara lahatra izany na ompa sy ozona samihafa) [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11