Entrée avana
Partie du discours   nom
Définition malgache   antsibenandriamanitra [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
   Zava-miseho indraindray eny amin' ny habakabaka, rehefa misy orana, izay miendrika andohalambo makadiry mipaka amin' ny lanin' ny vodilanitra roa, ary misy loko fito fototry ny loko rehetra: mena, volondaoranjy, vony, maitso, manga, angana ary volomparasy; rehefa misy avana miseho dia fambara fa efa hitsahatra ny orana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   the rainbow [Hallanger 1973]
Traduction française   arc-en-ciel [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Dérivations  
Synonymes   antsibenandriamanitra
Articles  
Analogie   Ny Avana Ramanantoanina

Entrée avana (ava)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Enti-milaza ny voly izay karakaraina ka ongotana ny ahidratsy maniry eo aminy: Efa tokony havana ity tanimbary itỳ fa be loatra ireo ahidratsy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to be weeded [Hallanger 1973]
Traduction française   qu'on sarcle [Hallanger 1974]
Morphologie  
avana
avako
avanao
avany
avantsika
avanay
avanareo
avan'
avan-
avam-
ava-
navana
navako
navanao
navany
navantsika
navanay
navanareo
navan'
navan-
navam-
nava-
havana
havako
havanao
havany
havantsika
havanay
havanareo
havan'
havan-
havam-
hava-
avao

Mis à jour le 2015/09/27