Entrée avao
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache  [Taimoro] irery, ihany [Rakotosaona 1972]
  [Bara, Taisaka] ihany [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] Ihany: Izay avao! [Rakotosaona 1972]
 Foana: Milalao avao ny zanakao any am-pianarana
¶ Monja: Iraika avao no tonga ny mpianatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise prov. for hiany, foana, fotsiny. [Richardson 1885]
Définition française  [Taisaka] même [Deschamps 1936]

Entrée avao
Partie du discours conjonction [liste complète]
Définition malgache  [Taisaka] kanjo koa [Rakotosaona 1972]

Entrée avao (ava)
Partie du discours impératif du verbe passif avana [liste complète]

2009/11/01