|
|
|
|

Entrée1  aza maty anie aho
Mots élémentaires  2 aza, 3 maty, 4 anie, 5 aho
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 teny fialan-tsiny ary fangataham-pamelana tamin' ny hadisoana natao, indrindra raha zavatra tsy niniana natao
8 Matesa anie aho [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12